Bokin'ny Nomery 2:20
Ary ny firenen’ i Manase ho eo anilany; ary ny lohan’ ny taranak’ i Manase dia Gamaliela, zanak’ i Pedazora;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19ary ny miaramilany izay nalamina dia diman-jato amby efatra alina.
21ary ny miaramilany izay nalamina dia roan-jato amby roa arivo amby telo alina.
Cross References
Numbers 1:10ny avy amin’ ny zanak’ i Josefa dia Elisama, zanak’ i Amihoda, avy amin’ i Efraima, ary Gamaliela, zanak’ i Pedazora, avy amin’ i Manase kosa;
Numbers 7:59ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Gamaliela, zanak’ i Pedazora.