bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:59
Bokin'ny Nomery 7:59
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Gamaliela, zanak’ i Pedazora.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Gamaliel the son of Pedahzur.
In Context
58ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
60Ary tamin’ ny andro fahasivy dia Abidana, zanak’ i Gideony, lohan’ ny taranak’ i Benjamina, no nanatitra.
Read all of Bokin'ny Nomery 7
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:59