Bokin'ny Nomery 2:33
Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin’ ny Zanak’ Isiraely, araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the Levites were not numbered among the children of Israel; as the LORD commanded Moses.
In Context
Cross References
Numbers 1:47Fa ny Levita, araka ny fireneny kosa dia tsy mba nalamina ho isan’ ireo.
Numbers 26:57Ary izao no voalamina tamin’ ny taranak’ i Levy, araka ny fokony: avy tamin’ i Gersona ny fokon’ ny Gersonita; avy tamin’ i Kehata ny fokon’ ny Kehatita; avy tamin’ i Merary ny fokon’ ny Merarita.