bible.software › Numbers › Numbers 21 › Numbers 21:12
Numbers 21:12
Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin’ ny lohasahan-driaka Zareda.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
From thence they removed, and pitched in the valley of Zared.
In Context
11Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin’ ny efitra izay mifanolotra amin’ i Moaba, tandrifin’ ny fiposahan’ ny masoandro.
13Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao an-dafin’ i Arnona, izay any an-efitra sady avy amin’ ny fari-tanin’ ny Amorita; fa Arnona no fari-tanin’ ny Moabita, eo anelanelan’ ny Moabita sy ny Amorita.
Read all of Numbers 21
Cross References
Deuteronomy 2:13Ary miaingà ianareo ankehitriny, ka mandehana mita ny lohasahan-driaka Zareda. Dia nita ny lohasahan-driaka Zareda isika.
This Verse In Other Editions
Study Numbers 21:12