Numbers 21:11
Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin’ ny efitra izay mifanolotra amin’ i Moaba, tandrifin’ ny fiposahan’ ny masoandro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Ary ny Zanak’ Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota.
12Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin’ ny lohasahan-driaka Zareda.
Cross References
Numbers 33:43Ary nony niala tao Ponona izy, dia nitoby tao Obota.