Bokin'ny Nomery 21:32
Ary Mosesy naniraka olona hisafo an’ i Jazera; ary ny Isiraely dia nahafaka ny zana-bohiny ka nandroaka ny Amorita izay tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
31Dia nitoetra tao amin’ ny tanin’ ny Amorita ny Isiraely.
Read all of Bokin'ny Nomery 21
Cross References
Genesis 15:21ary ny Amorita sy ny Kananita sy ny Girgasita ary ny Jebosita.
Numbers 32:3Atarota sy Dibona sy Jazera sy Nimra sy Hesbona sy Elale sy Sebama sy Nebo ary Beona,
Joshua 24:12Dia nampandehaniko teo anoloanareo ny fanenitra, Izay nandroaka azy teo anoloanareo, dia ny mpanjaka roa tamin’ ny Amorita, fa tsy tamin’ ny sabatrao, na tamin’ ny tsipìkanao.
Jeremiah 48:32Mihoatra noho ny fitomanian’ i Jazera no hitomaniako anao, ry voalobok’ i Sibma, tafita ny ranomasina ny rantsanao ary tonga hatrany amin’ ny ranomasin’ i Jazera; Ny mpandripaka dia tonga handripaka ny voankazonao masaka fahavaratra sy ny voalobokao.