Numbers 21:31
Dia nitoetra tao amin’ ny tanin’ ny Amorita ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thus Israel dwelt in the land of the Amorites.
In Context
Cross References
Genesis 15:21ary ny Amorita sy ny Kananita sy ny Girgasita ary ny Jebosita.
Deuteronomy 3:16Ary ny Robenita sy ny Gadita dia nomeko ny hatrany Gileada ka hatramin’ ny lohasahan-driaka Arnona, dia ny antsasaky ny lohasaha, sy ny fari-tany hatramin’ ny amoron’ ny lohasahan-driaka Jaboka, izay fari-tanin’ ny taranak’ i Amona,
Joshua 13:8Ary niaraka tamin’ ireo koa no nahazoan’ ny Robenita sy ny Gadita ny lovany, dia ilay nomen’ i Mosesy azy any an-dafy atsinanan’ i Jordana, araka izay nomen’ i Mosesy, mpanompon’ i Jehovah, azy,