Bokin'ny Nomery 26:59
Ary ny anaran’ ny vadin’ i Amrama dia Jokebeda, zanakavavin’ i Levy, izay naterany tany Egypta; dia niteraka an’ i Arona sy Mosesy ary Miriama anabaviny tamin’ i Amrama izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
60Ary ny naterak’ i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Exodus 2:2Dia nanan’ anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary rehefa hitany fa zaza tsara izy, dia nafeniny telo volana.
Exodus 6:20Ary Amrama naka an’ i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’ i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan’ i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Leviticus 18:12Aza mandry amin’ ny anabavin-drainao; fa havan-drainao akaiky izy.
Numbers 20:1Ary tamin’ ny volana voalohany tonga tao an-efitra Zina ny Zanak’ Isiraely, dia ny fiangonana rehetra; ary nitoetra tao Kadesy ny olona. Ary maty tao Miriama ka nalevina tao.