bible.software › Numbers › Numbers 29 › Numbers 29:3
Numbers 29:3
ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isam-bantotr’ ombilahy iray, roa ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isan-ondrilahy iray,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their meat offering shall be of flour mingled with oil, three tenth deals for a bullock, and two tenth deals for a ram,
In Context
2Ary izao no atero ho fanatitra odorana, ho hanitra ankasitrahana ho an’ i Jehovah: vantotr’ ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ ondry fito, izay iray taona avy sady tsy misy kilema,
4ary ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isan-janak’ ondry, dia ny zanak’ ondry fito)
Read all of Numbers 29
This Verse In Other Editions
Study Numbers 29:3