bible.software › Numbers › Numbers 29 › Numbers 29:4
Numbers 29:4
ary ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isan-janak’ ondry, dia ny zanak’ ondry fito)
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And one tenth deal for one lamb, throughout the seven lambs:
In Context
3ary koba tsara toto voaharo diloilo ho fanatitra hohanina momba azy (telo ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isam-bantotr’ ombilahy iray, roa ampahafolon’ ny efaha amin’ ny isan-ondrilahy iray,
5ary osilahy iray ho fanatitra noho ny ota, hanaovana fanavotana ho anareo,
Read all of Numbers 29
This Verse In Other Editions
Study Numbers 29:4