The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 3 › Bokin'ny Nomery 3:16

Bokin'ny Nomery 3:16

Ary Mosesy nandamina azy araka ny tenin’ i Jehovah, araka izay efa nandidiana azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses numbered them according to the word of the LORD, as he was commanded.

In Context

15Alamino ny Levita araka ny fianakaviany sy ny fokony; ny lahy rehetra eo aminy hatramin’ ny iray volana no ho miakatra no halaminao.

17Ary izao no zanakalahin’ i Levy, araka ny anarany: Gersona sy Kehata ary Merary.

Read all of Bokin'ny Nomery 3

Cross References

Genesis 45:21Ary nataon’ ny zanak’ Isiraely izany, ka dia nomen’ i Josefa sariety izy, araka ny tenin’ i Farao; ary nomeny vatsy koa ho entiny eny an-dalana izy.

Numbers 3:51dia nomen’ i Mosesy an’ i Arona sy ny zanany izany vola avotra izany, araka ny tenin’ i Jehovah, dia araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.

Numbers 4:37Ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana, izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah nampitondrainy an’ i Mosesy.

Numbers 4:45ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.

Deuteronomy 21:5Ary ireo mpisorona, taranak’ i Levy, dia hanatona, fa izy no nofidin’ i Jehovah Andriamanitrao hanao fanompoam-pivavahana aminy sy hitso-drano amin’ ny anaran’ i Jehovah; koa araka ny teniny no hanefana ny ady rehetra sy ny vonoana rehetra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 3:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 3:15Bokin'ny Nomery 3Bokin'ny Nomery 3:17 →