The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:37

Bokin'ny Nomery 4:37

Ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana, izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah nampitondrainy an’ i Mosesy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These were they that were numbered of the families of the Kohathites, all that might do service in the tabernacle of the congregation, which Moses and Aaron did number according to the commandment of the LORD by the hand of Moses.

In Context

36Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo.

38Ary izay nalamina tamin’ ny taranak’ i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

Read all of Bokin'ny Nomery 4

Cross References

Leviticus 26:46lreo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon’ i Jehovah ho aminy sy amin’ ny Zanak Isiraely, teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an’ i Mosesy.

Numbers 4:47hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ ny fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin’ ny trano-lay fihaonana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 4:37

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 4:36Bokin'ny Nomery 4Bokin'ny Nomery 4:38 →