Bokin'ny Nomery 3:18
Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And these are the names of the sons of Gershon by their families; Libni, and Shimei.
In Context
17Ary izao no zanakalahin’ i Levy, araka ny anarany: Gersona sy Kehata ary Merary.
19Ary ny zanakalahin’ i Kehata, araka ny fianakaviany, dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
Cross References
Exodus 6:17Ny zanakalahin’ i Hersona dia Libny sy Simey, araka ny fokom-pireneny.
Numbers 4:22Alao isa koa ny taranak’ i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;
1 Chronicles 6:20zanakalahin’ i Zofa, zanakalahin’ i Elkana, zanakalahin’ i Mahata, zanakalahin’ i Amasay,
1 Chronicles 25:4Tamin’ i Hemana, ny zanany dia Bokia, Matania, Oziela, Seboela sy Jerimota, Hanania, Hanany, Eliata, Gidalty sy Romamti-ezera sy Josbekasa sy Maloty sy Hotira ary Mahaziota.
Nehemiah 12:1Ary ny mpisorona sy ny Levita izay niara-niakatra tamin’ i Zerobabela, zanak’ i Sealtiela, sy Jesoa dia Seraia, Jeremia, Ezra,