Bokin'ny Nomery 3:19
Ary ny zanakalahin’ i Kehata, araka ny fianakaviany, dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Kohath by their families; Amram, and Izehar, Hebron, and Uzziel.
In Context
18Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.
Cross References
Exodus 6:16Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan’ i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.
Exodus 6:20Ary Amrama naka an’ i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’ i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan’ i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.
1 Chronicles 6:18dia izao no nanompo mbamin’ ny zanany: Tamin’ ny zanakalahin’ ny Kehatita dia Hemana mpihira, zanakalahin’ i Joela, zanakalahin’ i Samoela,
1 Chronicles 15:5tamin’ ny taranak’ i Kehata dia Oriela lehibeny sy ny rahalahiny roa-polo amby zato;
1 Chronicles 15:17Ka dia notendren’ ny Levita Hemana, zanak’ i Joela; ary tamin’ ny rahalahiny dia Asafa, zanak’ i Berekia; ary tamin’ ny taranak’ i Merary rahalahiny dia Etana, zanak’ i Kosaia;
1 Chronicles 23:18Tamin’ ny zanakalahin’ i Jizara dia Selomota no lohany.