Bokin'ny Nomery 31:49
ka nanao taminy hoe: Ny mpanomponao efa naka ny isan’ ny mpanafika izay nofehezinay, ka tsy misy diso isa aminay na dia lehilahy iray akory aza;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 31
Cross References
Exodus 30:12Raha maka ny isan’ ny Zanak’ Isiraely araka ny fandaminana azy ianao, dia samy handoa avotry ny ainy avy ho an’ i Jehovah ny isan-olona, raha alamina izy, mba tsy hisy areti-mandringana hanjo azy, raha alamina izy.
1 Samuel 30:19Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin’ izay nobaboin’ ireny; izany rehetra izany dia azon’ i Davida avokoa.
John 18:9mba hahatanteraka ny teny izay nataony hoe: Tsy nasiako very izay nomenao Ahy.