Bokin'ny Nomery 33:30
Ary nony niala tao Hasmona izy, dia nitoby tao Moserota.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they departed from Hashmonah, and encamped at Moseroth.
In Context
29Ary nony niala tao Mitka izy, dia nitoby tao Hasmona.
31Ary nony niala tao Moserota izy, dia nitoby tao Bene-jakana.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 20:28Dia nesorin’ i Mosesy ny fitafian’ i Arona ka natafiny an’ i Eleazara zanany; ary maty tao an-tampon’ ny tendrombohitra Arona; dia nidina avy tao an-tendrombohitra Mosesy sy Eleazara.
Deuteronomy 10:6Ary ny Zanak’ Isiraely nandeha niala tamin’ ny fantsakan’ i Bene-jakana ka nankany Mosera; tao no nahafatesan’ i Arona, ary tao no nandevenana azy; ary Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.