The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 33 › Bokin'ny Nomery 33:39

Bokin'ny Nomery 33:39

Ary efa telo amby roa-polo amby zato taona Arona, raha maty tao an-tendrombohitra Hora izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Aaron was an hundred and twenty and three years old when he died in mount Hor.

In Context

38Ary Arona mpisorona niakatra tao an-tendrombohitra Hora, araka ny didin’ i Jehovah, dia maty tao izy tamin’ ny fahefa-polo taona taorian’ ny nivoahan’ ny Zanak’ Isiraely avy tany amin’ ny tany Egypta, tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana fahadimy.

40Ary ren’ ilay Kananita, mpanjakan’ i Arada, izay nonina teo amin’ ny tany atsimo amin’ ny tany Kanana, fa avy ny Zanak’ Isiraely.

Read all of Bokin'ny Nomery 33

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 33:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 33:38Bokin'ny Nomery 33Bokin'ny Nomery 33:40 →