Bokin'ny Nomery 33:40
Ary ren’ ilay Kananita, mpanjakan’ i Arada, izay nonina teo amin’ ny tany atsimo amin’ ny tany Kanana, fa avy ny Zanak’ Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
39Ary efa telo amby roa-polo amby zato taona Arona, raha maty tao an-tendrombohitra Hora izy.
41Ary nony niala tao an-tendrombohitra Hora izy, dia nitoby tao Zalmona.
Read all of Bokin'ny Nomery 33
Cross References
Numbers 21:1Ary raha ren’ ilay Kananita, mpanjakan’ i Arada, izay nonina teo amin’ ny tany atsimo, fa efa mandeha amin’ ny lalana mankany Atarima ny Isiraely, dia niady taminy izy, ka nentiny ho babo ny sasany tamin’ ny Isiraely.