The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 35 › Bokin'ny Nomery 35:13

Bokin'ny Nomery 35:13

Ary ireo tanàna homenareo ireo dia ho tanàna fandosirana enina ho anareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And of these cities which ye shall give six cities shall ye have for refuge.

In Context

12Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon’ ny mpamaly rà izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ ny fiangonana.

14Ny tanàna telo dia homenareo etỳ an-dafin’ i Jordana etỳ, ary ny tanàna telo kosa homenareo ao amin’ ny tany Kanana; ho tanàna fandosirana ireo.

Read all of Bokin'ny Nomery 35

Cross References

1 Chronicles 6:57ary ny avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 35:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 35:12Bokin'ny Nomery 35Bokin'ny Nomery 35:14 →