bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:17
Bokin'ny Nomery 4:17
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses and unto Aaron, saying,
In Context
16Ary ny raharahan’ i Eleazara, zanak’ i Arona mpisorona, dia ny diloilo hatao fanazavana sy ny ditin-kazo mani-pofona sy ny fanatitra hohanina fanao isan’ andro ary ny diloilo fanosorana, dia ny raharaha rehetra amin’ ny tabernakely sy izay rehetra ao anatiny amin’ ny fitoerana masìna sy ny fanaka momba azy.
18Ataovy izay tsy hahafongotra ny fokon’ ny Kehatita tsy ho amin’ ny Levita:
Read all of Bokin'ny Nomery 4
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:17