bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:2
Bokin'ny Nomery 4:2
Alao isa ny taranak’ i Kehata eo amin’ ny taranak’ i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Take the sum of the sons of Kohath from among the sons of Levi, after their families, by the house of their fathers,
In Context
1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
3hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra miditra amin’ ny antokony hanao raharaha ao amin’ ny trano-lay fihaonana.
Read all of Bokin'ny Nomery 4
Cross References
Numbers 3:27Ary avy tamin’ i Kehata ny fokon’ ny Amramita sy ny fokon’ ny Jizarita sy ny fokon’ ny Hebronita ary ny fokon’ ny Ozielita; ireo no fokon’ ny Kehatita.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:2