The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:3

Bokin'ny Nomery 4:3

hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra miditra amin’ ny antokony hanao raharaha ao amin’ ny trano-lay fihaonana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

From thirty years old and upward even until fifty years old, all that enter into the host, to do the work in the tabernacle of the congregation.

In Context

2Alao isa ny taranak’ i Kehata eo amin’ ny taranak’ i Levy, araka ny fokony sy ny fianakaviany,

4Izao no ho fanompoan’ ny taranak’ i Kehata ao amin’ ny trano-lay fihaonana, dia ny zavatra masìna indrindra:

Read all of Bokin'ny Nomery 4

Cross References

Numbers 1:3dia ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika; handamina azy araka ny antokony avy ianao sy Arona.

Numbers 3:7Dia hitandrina ny anjara-raharahan’ i Arona sy ny anjara raharahan’ ny fiangonana rehetra eo anoloan’ ny trano-lay fihaonana izy, ka hanao ny fanompoana ao amin’ ny tabernakely.

Numbers 4:30ny hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona no halaminao, dia izay rehetra miditra amin’ ny antokony hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana.

Numbers 4:47hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra hanao raharaha amin’ ny fanompoana sy ny fitondrana entana ao amin’ ny trano-lay fihaonana,

Numbers 16:9Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan’ Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin’ ny fiangonan’ ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoam-pivavahana momba ny tabernakelin’ i Jehovah sy hitoeranareo eo anatrehan’ ny fiangonana hanompo azy?

1 Chronicles 6:48Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin’ ny firenen’ i Robena sy ny firenen’ i Gada ary ny firenen’ i Zebolona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 4:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 4:2Bokin'ny Nomery 4Bokin'ny Nomery 4:4 →