Numbers 4:28
Izany no ho fanompoan’ ny fokon’ ny Gersonita ny amin’ ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin’ izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak’ i Arona mpisorona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
29Ny amin’ ny taranak’ i Merary, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany no handaminanao azy;
Cross References
Numbers 4:33Izany no ho fanompoan’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, araka ny fanompoany rehetra ao amin’ ny trano-lay fihaonana, ary Itamara, zanak’ i Arona mpisorona, no ho mpifehy azy.
1 Corinthians 12:5Ary zarazaraina ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany.