The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:27

Bokin'ny Nomery 4:27

Araka ny tenin’ i Arona sy ny zanany no hanaovan’ ny Gersonita ny fanompoany amin’ ny entany rehetra sy ny fanompoany rehetra; ary hatolotrao azy ho anjara-raharahany ny zavatra rehetra izay ho entiny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

At the appointment of Aaron and his sons shall be all the service of the sons of the Gershonites, in all their burdens, and in all their service: and ye shall appoint unto them in charge all their burdens.

In Context

26ary ny fefy lamban’ ny kianja sy ny vavahady lamba amin’ ny vavahadin’ ny kianja, izay manodidina ny tabernakely sy ny alitara, ary ny kofehiny mbamin’ ny fiasana rehetra momba azy; ary izay rehetra hatao amin’ ireo no ho fanompoany.

28Izany no ho fanompoan’ ny fokon’ ny Gersonita ny amin’ ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin’ izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak’ i Arona mpisorona.

Read all of Bokin'ny Nomery 4

Cross References

1 Corinthians 11:2Ary midera anareo aho, satria mahatsiaro ahy amin’ ny zavatra rehetra ianareo sady mitana tsara ny fampianarana natolotra, araka ny nanolorako azy taminareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 4:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 4:26Bokin'ny Nomery 4Bokin'ny Nomery 4:28 →