bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 4 › Bokin'ny Nomery 4:38
Bokin'ny Nomery 4:38
Ary izay nalamina tamin’ ny taranak’ i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And those that were numbered of the sons of Gershon, throughout their families, and by the house of their fathers,
In Context
37Ireo no nalamina tamin’ ny fokon’ ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana, izay nalamin’ i Mosesy sy Arona araka ny didin’ i Jehovah nampitondrainy an’ i Mosesy.
39hatramin’ ny telo-polo taona ka hatramin’ ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra amin’ ny antokony hanao fanompoana ao amin’ ny trano-lay fihaonana
Read all of Bokin'ny Nomery 4
Cross References
Numbers 3:22Ary izay nalamina, araka ny isan’ ny lahy rehetra hatramin’ ny iray volana no ho miakatra, dia diman-jato amby fito arivo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 4:38