bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 6 › Bokin'ny Nomery 6:8
Bokin'ny Nomery 6:8
Amin’ ny andro fitokanany rehetra dia ho masìna ho an’ i Jehovah izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the days of his separation he is holy unto the LORD.
In Context
7aoka tsy handoto tena izy na dia amin’ ny rainy, na ny reniny, na ny rahalahiny, na ny anabaviny aza, raha maty ireo, satria eo amin’ ny lohany ny fitokanana ho an’ Andriamaniny.
9Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin’ ny andro fanadiovana azy izy, dia amin’ ny andro fahafito no hanaratany azy;
Read all of Bokin'ny Nomery 6
Cross References
1 Samuel 1:27Ny hahazoako ity zazalahy ity no nivavahako; dia nomen’ i Jehovah ahy izay nangatahiko taminy.
2 Corinthians 6:17Koa mivoaha eo aminy ianareo, ka misaraha aminy, hoy Jehovah, Ary aza manendry izay zavatra tsy madio; Ary Izaho handray anareo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 6:8