bible.software › Numbers › Numbers 7 › Numbers 7:72
Numbers 7:72
Ary tamin’ ny andro fahiraika ambin’ ny folo dia Pagiela, zanak’ i Okrana, lohan’ ny taranak’ i Asera, no nanatitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
On the eleventh day Pagiel the son of Ocran, prince of the children of Asher, offered:
In Context
71ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Ahiezera, zanak’ i Amisaday.
73Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
Read all of Numbers 7
Cross References
Numbers 1:13ny avy amin’ i Asera dia Fagiela, zanak’ i Okrana;
This Verse In Other Editions
Study Numbers 7:72