bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:77
Bokin'ny Nomery 7:77
ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Pagiela, zanak’ i Okrana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Pagiel the son of Ocran.
In Context
76osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;
78Ary tamin’ ny andro faharoa ambin’ ny folo dia Ahira, zanak’ i Enana, lohan’ ny taranak’ i Naftaly, no nanatitra.
Read all of Bokin'ny Nomery 7
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:77