bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 7 › Bokin'ny Nomery 7:78
Bokin'ny Nomery 7:78
Ary tamin’ ny andro faharoa ambin’ ny folo dia Ahira, zanak’ i Enana, lohan’ ny taranak’ i Naftaly, no nanatitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
On the twelfth day Ahira the son of Enan, prince of the children of Naphtali, offered:
In Context
77ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’ i Pagiela, zanak’ i Okrana.
79Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;
Read all of Bokin'ny Nomery 7
Cross References
Numbers 1:15ny avy amin’ i Naftaly dia Ahira, zanak’ i Enana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 7:78