Bokin'ny Nomery 7:8
ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an’ ny taranak’ i Merary, araka ny fanompoany, eo amin’ ny fehin’ Itamara, zanak’ i Arona mpisorona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ ny taranak’ i Gersona, araka ny fanompoany;
Cross References
Numbers 4:28Izany no ho fanompoan’ ny fokon’ ny Gersonita ny amin’ ny trano-lay fihaonana; ary ny ho mpifehy azy amin’ izany anjara-raharahany izany dia Itamara, zanak’ i Arona mpisorona.
Numbers 4:33Izany no ho fanompoan’ ny fokon’ ny taranak’ i Merary, araka ny fanompoany rehetra ao amin’ ny trano-lay fihaonana, ary Itamara, zanak’ i Arona mpisorona, no ho mpifehy azy.