Bokin'ny Ohabolana 10:1
Ohabolan’ i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Ohabolana 10
Cross References
Proverbs 1:1Ny Ohabolan’ i Solomona, zanak’ i Davida, mpanjakan’ ny Isiraely:
Proverbs 17:21Izay miteraka adala hahazo alahelo; Ary ny rain’ ny adala tsy ho faly.
Proverbs 19:13Ny zanaka adala mahabe fahoriana ny rainy; Ary ny ady ataon’ ny vehivavy dia toy ny rano mitete mandrakariva.
Proverbs 23:24Hifaly dia hifaly ny rain’ ny marina, Ary izay miteraka zaza hendry hanampifaliana aminy.
Proverbs 25:1Izao koa no ohabolan’ i Solomona, izay nangonin’ ny olon’ i Hezekia, mpanjakan’ ny Joda:
Proverbs 29:15Ny tsorakazo sy ny anatra no manome fahendrena; Fa ny zaza aranana mampahamenatra ny reniny.