The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 17 › Bokin'ny Ohabolana 17:21

Bokin'ny Ohabolana 17:21

Izay miteraka adala hahazo alahelo; Ary ny rain’ ny adala tsy ho faly.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that begetteth a fool doeth it to his sorrow: and the father of a fool hath no joy.

In Context

20Izay madi-po tsy hahita soa; Ary izay manana lela mandainga hivarina any amin’ ny loza.

22Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 17

Cross References

Genesis 26:34Ary rehefa efa-polo taona Esao, dia nampakatra an’ i Jodita, zanakavavin’ i Bery Hetita, sy Basemata, zanakavavin’ i Elona Hetita, izy.

1 Samuel 8:3Nefa ny zanany tsy nanaraka ny dian-drainy, fa nivily nitady vola aman-karena ka nandray kolikoly sy nanao fitsarana miangatra.

Proverbs 10:1Ohabolan’ i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.

Proverbs 17:25Ny zanaka adala mampalahelo ny rainy Sady fahoriana mangidy amin’ ny reniny niteraka azy.

Proverbs 23:15Anaka, raha hendry ny fonao, Dia ho faly koa ny foko, dia ny foko;

Philemon 1:19izaho Paoly no manoratra izany amin’ ny tanako, izaho no handoa izany ― nefa tsy lazaiko aminao fa mitrosa ny tenanao amiko aza ianao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 17:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 17:20Bokin'ny Ohabolana 17Bokin'ny Ohabolana 17:22 →