The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 10 › Bokin'ny Ohabolana 10:21

Bokin'ny Ohabolana 10:21

Ny molotry ny marina mamelona ny maro; Fa maty ny adala noho ny tsi-fananany fahalalana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The lips of the righteous feed many: but fools die for want of wisdom.

In Context

20Volafotsy voafantina ny lelan’ ny marina; Fa ny fon’ ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.

22Ny fitahian’ i Jehovah no mampanan-karena, Ary tsy azon’ ny fisasarana ampiana izany.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 10

Cross References

Job 23:12Ny didin’ ny molony tsy mba nialako; Ny tenin’ ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.

Psalms 37:30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.

Proverbs 1:31Dia hihinana ny vokatry ny alehany izy Ka ho voky ny fihendreny.

Proverbs 5:2Hiheveranao tsara ny fisainana mazava Sy hitandreman’ ny molotrao ny fahalalana.

Proverbs 5:23Maty noho ny tsi-fahazoany famaizana izy, Eny, mikorapaka noho ny haben’ ny fahadalany.

Proverbs 15:4Ny teny malemy dia hazon’ aina; Fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 10:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 10:20Bokin'ny Ohabolana 10Bokin'ny Ohabolana 10:22 →