Bokin'ny Ohabolana 10:27
Ny fahatahorana an’ i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan’ ny ratsy fanahy hohafohezina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The fear of the LORD prolongeth days: but the years of the wicked shall be shortened.
In Context
28Ny fanantenan’ ny marina dia fifaliana; Fa ny fanantenan’ ny ratsy fanahy ho foana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 10
Cross References
Job 15:32Raha mbola tsy tonga aza ny androny, dia manjo azy izany, ary tsy ho maitso ny sampany.
Psalms 21:4Fa notsenainao fitahiana soa izy; teo an-dohany nasianao satro-boninahitra tena volamena.
Psalms 55:23Apetraho amin’ i Jehovah ny entanao, ary Izy no hanohana anao; tsy havelany hangozohozo mandrakizay ny marina.
Psalms 92:15Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza; Dofodofotra sy maitso izy,
Proverbs 3:16Fa andro maro no eo an-tànany ankavanana; Ary harena sy voninahitra no eo an-tànany ankavia.
Ecclesiastes 7:17Aza ratsy loatra ianao, ary aza adala; nahoana no ho faty ianao, raha tsy efa tonga ny andronao?