Proverbs 10:26
Toy ny vinaingitra amin’ ny nify sy ny setroka amin’ ny maso. Dia mba toy izany koa ny malaina amin’ izay maniraka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As vinegar to the teeth, and as smoke to the eyes, so is the sluggard to them that send him.
In Context
27Ny fahatahorana an’ i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan’ ny ratsy fanahy hohafohezina.
Cross References
Proverbs 6:6Mandehana any amin’ ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre;
Proverbs 25:20Toy ny miala lamba amin’ ny hatsiaka, Ary toy ny vinaingitra amin’ ny sirahazo, Dia toy izany ny mikalo amin’ ny malahelo am-po.
Isaiah 65:5Izay manao hoe: Mihataha, fa aza manakaiky ahy, fa izaho no masìna, fa tsy ianao, ireny dia setroka ao am-bavoroko, eny, afo mirehitra mandritra ny andro.
Romans 12:11Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ ny fanompoana ny Tompo.