The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 10 › Bokin'ny Ohabolana 10:31

Bokin'ny Ohabolana 10:31

Eo amin’ ny vavan’ ny marina no itsimohan’ ny fahendrena; Fa ny lela fandainga hofongorana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The mouth of the just bringeth forth wisdom: but the froward tongue shall be cut out.

In Context

30Ny marina tsy hangozohozo mandrakizay; Fa ny ratsy fanahy tsy honina amin’ ny tany.

32Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana; Fa ny vavan’ ny ratsy fanahy dia feno fitaka.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 10

Cross References

Psalms 12:4Holevonin’ i Jehovah anie ny molotra mandrobo rehetra sy ny lela miteny avonavona,

Psalms 37:30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.

Psalms 120:3Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?

Proverbs 10:13Amin’ ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; Fa tsorakazo no ho amin’ ny lamosin’ ny tsy ampy saina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 10:31

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 10:30Bokin'ny Ohabolana 10Bokin'ny Ohabolana 10:32 →