The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 120 › Bokin'ny Salamo 120:3

Bokin'ny Salamo 120:3

Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony aminao, Ry lela mamitaka?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

What shall be given unto thee? or what shall be done unto thee, thou false tongue?

In Context

2Jehovah ô, vonjeo ny fanahiko amin’ ny molotra mandainga, Eny, amin’ ny lela mamitaka

4Zana-tsipìkan’ ny mahery sady voaranitra, Mbamin’ ny vain’ afon’ anjavidy.

Read all of Bokin'ny Salamo 120

Cross References

Job 27:8Fa inona no fanantenan’ ny mpihatsaravelatsihy, raha maito ny ainy, ka tsoahan’ Andriamanitra ny fanahiny?

Romans 6:21Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin’ izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? fa fahafatesana no hiafaran’ izany zavatra izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 120:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 120:2Bokin'ny Salamo 120Bokin'ny Salamo 120:4 →