The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 11 › Bokin'ny Ohabolana 11:22

Bokin'ny Ohabolana 11:22

Toy ny kavim-bolamena eo amin’ ny oron-kisoa Ny vehivavy tsara tarehy tsy manam-pahendrena.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As a jewel of gold in a swine’s snout, so is a fair woman which is without discretion.

In Context

21Azo itompoana tokoa fa tsy maintsy hampijalina ny ratsy fanahy; Fa ny taranaky ny marina no hovonjena.

23Ny soa ihany no irin’ ny marina; Fa fahatezerana no fanantenan’ ny ratsy fanahy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 11

Cross References

Genesis 24:47Dia nanontany azy aho ka nanao hoe: Zana-jovy moa ianao? Ary hoy izy: Zanak’ i Betoela, zanakalahin’ i Nahora, aho, izay naterak’ i Milka taminy. Dia nataoko teo anorony ny kavin’ orona, ary ny haba teny amin’ ny tànany.

Proverbs 9:13Ny fahadalana dia toy ny vehivavy vavàna; Kely saina izy ka tsy mahalala na inona na inona.

Proverbs 31:30Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an’ i Jehovah ihany no hoderaina.

Nahum 3:4Noho ny habiazan’ ny fijangajangan’ ikala janga tsara tarehy, Tompovavin’ ny fankatovana, Izay mivarotra firenena amin’ ny fijangajangany Sy fokom-pirenena amin’ ny fankatovany.

2 Peter 2:22Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: “Ny amboa miverina indray amin’ ny loany”, ary: “Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 11:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 11:21Bokin'ny Ohabolana 11Bokin'ny Ohabolana 11:23 →