The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 9 › Bokin'ny Ohabolana 9:13

Bokin'ny Ohabolana 9:13

Ny fahadalana dia toy ny vehivavy vavàna; Kely saina izy ka tsy mahalala na inona na inona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A foolish woman is clamorous: she is simple, and knoweth nothing.

In Context

12Raha hendry ianao, dia hendry ho an’ ny tenanao ihany; Fa raha maniratsira kosa ianao, dia ianao ihany no hiharan’ izany.

14Fa mipetraka eo am-baravaran’ ny tranony izy, Ary amin’ ny seza eny amin’ ny fitoerana avo eo an-tanàna,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 9

Cross References

Proverbs 7:11Sady vavàna no maditra, Tsy mahajanona ao an-tranony ny tongony;

Proverbs 21:19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 9:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 9:12Bokin'ny Ohabolana 9Bokin'ny Ohabolana 9:14 →