The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 12 › Bokin'ny Ohabolana 12:16

Bokin'ny Ohabolana 12:16

Ny fahasosoran’ ny adala dia fantatra miaraka amin’ izay; Fa izay mahatsindry fo amin’ ny fanalam-baraka no hendry.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A fool’s wrath is presently known: but a prudent man covereth shame.

In Context

15Ny lalan’ ny adala dia mahitsy eo imasony; Fa izay mino anatra no hendry.

17Izay olona mahatoky dia manambara ny rariny; Fa ny vavolombelona mandainga kosa miteny fitaka.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 12

Cross References

1 Kings 19:1Dia nolazain’ i Ahaba tamin’ i Jezebela izay rehetra nataon’ i Elia, dia ny namonoany ny mpaminany rehetra tamin’ ny sabatra.

Proverbs 14:33Mandry tsara ao am-pon’ ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny an’ ny adala kosa dia miharihary.

Proverbs 17:9Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka; Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.

Proverbs 29:11Ny fahatezeran’ ny adala dia avoakany avokoa; Fa ny hendry kosa manindry fo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 12:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 12:15Bokin'ny Ohabolana 12Bokin'ny Ohabolana 12:17 →