Bokin'ny Ohabolana 12:15
Ny lalan’ ny adala dia mahitsy eo imasony; Fa izay mino anatra no hendry.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The way of a fool is right in his own eyes: but he that hearkeneth unto counsel is wise.
In Context
14Ny vokatry ny vavan’ ny olona no mahavoky soa azy, Ary ny asan’ ny tànany hitsingerina aminy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 12
Cross References
Proverbs 1:5Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara;
Proverbs 9:9Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy.
Proverbs 13:10Fifandirana ihany no vokatry ny fiavonavonana; Fa ao amin’ ny mino anatra no misy fahendrena.
Proverbs 14:16Ny hendry matahotra ka mivily tsy ho amin’ ny ratsy; Fa ny adala fatra-pirehareha ka matokitoky foana.
Proverbs 16:25Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany.
Proverbs 21:2Ataon’ ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo.