Bokin'ny Ohabolana 12:28
Amin’ ny lalan’ ny fahamarinana no misy fiainana, Ary ny tsi-fahafatesana no lalan-kalehany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the way of righteousness is life; and in the pathway thereof there is no death.
In Context
27Ny kamo tsy mety mihaza; Fa fananana soa ho an’ ny olona ny zoto.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 12
Cross References
Deuteronomy 30:15Indro efa nataoko teo anoloanao androany ny fiainana sy ny soa ary ny fahafatesana sy ny loza,
Proverbs 8:35Fa izay mahita ahy dia mahita fiainana Sady mahazo sitraka amin’ i Jehovah;
Proverbs 10:2Ny harena azo amin’ ny tsy marina dia tsy mahasoa na inona na inona; Fa ny fahamarinana no mamonjy amin’ ny fahafatesana.
Proverbs 11:19Ny tena fahamarinana dia mamantana any amin’ ny fiainana; Fa izay fatra-panaraka ny ratsy dia iharan’ ny fahafatesana.
Ezekiel 18:20Ny fanahy izay manota no ho faty. Ny zanaka tsy mba hitondra ny heloky ny rainy, ary ny ray tsy mba hitondra ny heloky ny zanany; ny fahamarinan’ ny marina ho aminy ihany ary ny faharatsian’ ny ratsy fanahy kosa ho aminy ihany.
Romans 6:22Fa ankehitriny, rehefa natao afaka tamin’ ny ota ianareo ka efa tonga mpanompon’ Andriamanitra, dia manana ny vokatrareo ho amin’ ny fahamasinana, ary ny farany dia fiainana mandrakizay.