The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 11 › Bokin'ny Ohabolana 11:19

Bokin'ny Ohabolana 11:19

Ny tena fahamarinana dia mamantana any amin’ ny fiainana; Fa izay fatra-panaraka ny ratsy dia iharan’ ny fahafatesana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As righteousness tendeth to life: so he that pursueth evil pursueth it to his own death.

In Context

18Ny ratsy fanahy dia mahazo valiny tsy mahasoa; Fa izay mamafy fahamarinana no mahazo izay tena tambiny tokoa.

20Fahavetavetana eo imason’ i Jehovah ny meloka am-po; Fa ankasitrahany kosa izay mandeha tsy misy tsiny.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 11

Cross References

2 Kings 1:4Koa noho izany dia tsy hidina hiala amin’ ny farafara izay niakaranao ianao, fa ho faty tokoa. Ary dia lasa Elia.

Proverbs 1:16Fa ny tongony mihazakazaka ho amin’ ny ratsy Sady faingana handatsa-drà.

Proverbs 8:36Fa izay diso ahy kosa mampidi-doza amin’ ny fanahiny; Ary izay rehetra mankahala ahy tia fahafatesana.

Proverbs 11:4Ny harena dia tsy mahasoa amin’ ny andro fahatezerana; Fa ny fahamarinana no mamonjy tsy ho azon’ ny fahafatesana.

Proverbs 19:23Ny fahatahorana an’ i Jehovah no ahazoana fiainana; Izay manana izany tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.

Acts 10:35fa amin’ ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 11:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 11:18Bokin'ny Ohabolana 11Bokin'ny Ohabolana 11:20 →