Bokin'ny Ohabolana 13:4
Ny fanahin’ ny kamo maniry, fa tsy mba mahazo; Fa ny fanahin’ ny mazoto hohatavezina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The soul of the sluggard desireth, and hath nothing: but the soul of the diligent shall be made fat.
In Context
3Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; Fa izay vavàna dia haringana.
5Ny lainga dia halan’ ny marina; Fa ny ratsy fanahy manao izay maharikoriko sy mahamenatra.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 13
Cross References
Genesis 26:32Ary tamin’ izany andro izany dia avy ny mpanompon’ Isaka ka nanambara taminy ny amin’ ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay.
Joshua 7:3Ary niverina tany amin’ i Josoa izy ireo ka nanao taminy hoe: Aoka tsy hiakatra avokoa ny vahoaka rehetra; fa olona tokony ho roa arivo na telo arivo no aoka hiakatra hamely an’ i Ay; aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy.
Proverbs 2:2Ka atongilanao amin’ ny fahendrena ny sofinao, Ary ampitandremanao fahalalana ny fonao;
Proverbs 10:4Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin’ ny asany; Fa mampanan-karena ny tanan’ ny mazoto.
Proverbs 12:11Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina; Fa izay manaraka ny olom-poana dia tsy ampy saina.
Proverbs 12:27Ny kamo tsy mety mihaza; Fa fananana soa ho an’ ny olona ny zoto.