The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 13 › Bokin'ny Ohabolana 13:3

Bokin'ny Ohabolana 13:3

Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; Fa izay vavàna dia haringana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He that keepeth his mouth keepeth his life: but he that openeth wide his lips shall have destruction.

In Context

2Ny vokatry ny vavan’ ny olona no ahazoany soa; Fa ny hampidi-doza no mahafaly ny mpivadika.

4Ny fanahin’ ny kamo maniry, fa tsy mba mahazo; Fa ny fanahin’ ny mazoto hohatavezina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 13

Cross References

Judges 16:11Dia hoy kosa izy taminy: Raha mahazaka vaovao izay tsy mbola nanaovan-draharaha no amatorany ahy mafy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.

Psalms 39:1Ho an’ ny mpiventy hira. Ho an’ i Jedotona Salamo nataon’ i Davida.

Proverbs 10:19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.

Proverbs 14:3Eo am-bavan’ ny adala misy tsorakazon’ ny fiavonavonana; Fa ny molotry ny hendry miaro ny tenany.

Proverbs 18:21Ny mahafaty sy ny mahavelona samy hain’ ny lela, Koa izay manarana azy dia hihinana ny vokany.

Proverbs 21:23Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 13:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 13:2Bokin'ny Ohabolana 13Bokin'ny Ohabolana 13:4 →