Bokin'ny Ohabolana 14:3
Eo am-bavan’ ny adala misy tsorakazon’ ny fiavonavonana; Fa ny molotry ny hendry miaro ny tenany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the mouth of the foolish is a rod of pride: but the lips of the wise shall preserve them.
In Context
2Mandeha mahitsy izay matahotra an’ i Jehovah; Fa mivily lalana kosa izay maniratsira Azy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 14
Cross References
Job 5:21Hampiereny tsy ho voan’ ny kapo-bava ianao, ary tsy hatahotra, raha avy ny fandringanana;
Psalms 31:18Aoka tsy ho menatra aho, Jehovah ô, satria miantso Anao; fa aoka kosa ho menatra ny ratsy fanahy ka hangina any amin’ ny fiainan-tsi-hita.
Psalms 57:4Haniraka avy any an-danitra Izy ka hamonjy ahy, raha miteny ratsy izay misafoaka manenjika ahy. [Sela.] Eny, Andriamanitra haniraka ny famindram-pony sy ny fahamarinany.
Proverbs 13:3Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; Fa izay vavàna dia haringana.
Proverbs 18:7Ny vavan’ ny adala no fandringanana azy, Ary ny molony ihany no fandriky ny fanahiny.
Proverbs 22:8Izay mamafy heloka dia hijinja fahoriana, Ary ho levona ny tsorakazon’ ny fahatezerany.