Bokin'ny Ohabolana 14:35
Ny fankasitrahan’ ny mpanjaka dia amin’ ny mpanompo hendry; Fa ny fahatezerany kosa amin’ ny manao izay mahamenatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The king’s favour is toward a wise servant: but his wrath is against him that causeth shame.
In Context
34Ny fahamarinana manandratra ny firenena; Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin’ ny olona
Read all of Bokin'ny Ohabolana 14
Cross References
Genesis 41:38Dia hoy Farao tamin’ ny mpanompony: Hahita lehilahy tahaka io, izay manana ny Fanahin’ Andriamanitra ao anatiny, va isika?
Psalms 101:4Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka iza ratsy aho,
Proverbs 16:13Sitraky ny mpanjaka ny molotra marina, Ary izay miteny mahitsy no tiany.
Proverbs 19:12Ny fahatezeran’ ny mpanjaka dia toy ny fieron’ ny liona tanora: Fa ny fitiany kosa toy ny ando amin’ ny ahitra.
Proverbs 20:8Mipetraka eo amin’ ny seza fitsarana ny mpanjaka, Ka mikororoka manaisotra ny ratsy rehetra ny masony.
Proverbs 22:11Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan’ ny mpanjaka izy.