The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 15 › Bokin'ny Ohabolana 15:22

Bokin'ny Ohabolana 15:22

Ho foana ny fikasana, raha tsy misy mpisaina; Fa raha maro ny mpanolo-tsaina, dia tanteraka izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Without counsel purposes are disappointed: but in the multitude of counsellors they are established.

In Context

21Ny fahadalana dia fifalian’ ny tsy ampy saina; Fa ny manan-tsaina kosa mizotra mahitsy

23Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, Ary endrey ny hatsaran’ ny teny atao amin’ izay andro mahamety azy!

Read all of Bokin'ny Ohabolana 15

Cross References

1 Kings 1:12Koa etsy homeko saina ianao hamonjenao ny ainao sy ny ain’ i Solomona zanakao.

Proverbs 11:14Raha tsy misy mpitondra, dia rava ny firenena; Fa handry fahizay, raha maro ny mpanolo-tsaina.

Proverbs 24:6Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady, Ary raha maro ny mpanolo-tsaina, dia misy famonjena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 15:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 15:21Bokin'ny Ohabolana 15Bokin'ny Ohabolana 15:23 →