Bokin'ny Ohabolana 15:23
Faly ny olona, raha mahavaly tsara ny vavany, Ary endrey ny hatsaran’ ny teny atao amin’ izay andro mahamety azy!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
A man hath joy by the answer of his mouth: and a word spoken in due season, how good is it!
In Context
22Ho foana ny fikasana, raha tsy misy mpisaina; Fa raha maro ny mpanolo-tsaina, dia tanteraka izany.
24Làlan’ aina ho any ambony no alehan’ ny hendry, Hanalavirany ny fiainan-tsi-hita any ambany,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 15
Cross References
1 Samuel 25:32Ary hoy Davida tamin’ i Abigaila: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay naniraka anao hihaona amiko androany.
Proverbs 12:14Ny vokatry ny vavan’ ny olona no mahavoky soa azy, Ary ny asan’ ny tànany hitsingerina aminy.
Proverbs 16:13Sitraky ny mpanjaka ny molotra marina, Ary izay miteny mahitsy no tiany.
Proverbs 24:26Izay mahavoa tsara amin’ ny famaliana dia manoroka ny molotra.
Ecclesiastes 3:1Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra atỳ ambanin’ ny lanitra:
John 1:37Ary ireo mpianatra roa lahy ireo, rehefa nandre azy niteny, dia nanaraka an’ i Jesosy.