Bokin'ny Ohabolana 15:21
Ny fahadalana dia fifalian’ ny tsy ampy saina; Fa ny manan-tsaina kosa mizotra mahitsy
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Folly is joy to him that is destitute of wisdom: but a man of understanding walketh uprightly.
In Context
20Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny adala manao tsinontsinona an-dreniny.
22Ho foana ny fikasana, raha tsy misy mpisaina; Fa raha maro ny mpanolo-tsaina, dia tanteraka izany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 15
Cross References
Psalms 111:10Ny fahatahorana an’ i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan’ izay rehetra mankatò izany; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.
Proverbs 4:26Ataovy marina ny alehan’ ny tongotrao, Dia ho voalamina ny alehanao rehetra;
Proverbs 11:12Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; Fa izay hendry dia mangìna.
Proverbs 14:16Ny hendry matahotra ka mivily tsy ho amin’ ny ratsy; Fa ny adala fatra-pirehareha ka matokitoky foana.
Ephesians 5:15Koa tandremo tsara izay fandehanareo, mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala, fa tahaka ny hendry,